|
|
|
|

Teny iditra1 zaza mahalia lalana
Singan-teny  2zaza, 3mahalia, 4lalana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6zaza mety ho tonga irery any amin' izay alehany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7enfants qui peuvent marcher. [1.3#376]
Ohatra  8 Rahefa zaza mahalia lalana, tonga avokoa [2.298#18]
Tovy hevitra  9zaza mahatokan-dalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11